Tsapao ny fahaizanao frantsay

Raha tsy fantatrao hoe aiza ho aiza ny fahaizanao ny teny frantsay, ito misy fitsapana ahafantarana izany izay novolavolain’ny TV5MONDE sy fiaraha-miasa miaraka amin’ny CIEP, atolotra anao maimaim-poana.