Tetiandro

Tetiandron’ireo fotoam-panadinana DELF DALF 2017 eto Madagasikara

 

Tsindrio eto raha hijery ny tetiandro

Na izany aza, ny toeram-panadinana tsirairay dia tsy voatery mandray anjara amin’ireo fotoam-panadinana rehetra ireo. Hamarino ao amin’ny toerana nosafidinao ihany raha handray anjara izy amin’ny fotoam-panadinana tianao isoratana anarana. Raha tsia, misafidiana toerana hafa na fotoam-panadinana hafa.