Delf-Junior-CMJN

Zatovo 12 – 16 taona

Ireo mpiadina

Mpianatra ambaratonga faharoa

Toe-pahaizana hanombanana

Ireo ambaratonga-pahaizana efatra voalohan’ny refim-pandrefesina eropeanina iombonana momba ny teny : A1, A1, A2, B1, B2. Ny fanadinana dia tsy mifampiankina ary ny mpiadina dia afaka misoratra anarana avy hatrany amin’izay ambaratonga tiany atao.

Ny mombamomba azy

Ny laza adina dia novolavolaina mitovy amin’ny DELF ho an’ny olon-dehibe ihany, saingy ny foton-kevitra ao anatiny no natao mifanaraka amin’ny taona ary mahaliana ny zatovo.

Ny DELF Junior dia ahazahoana diplaoma mitovy amin’ny karazany ho an’olon-dehibe.

 

Raha mila fanazavana fanampiny, Tsindrio eto