Dalf-CMJN

Matihanina 16 taona no miakatra

Mpiadina

Olon-dehibe, na tanora manomboka ny 16 taona

Toe-pahaizana hanombanana

Ireo ambaratonga roa ambony amin’ny refim-pandrefesina eropeanina iombonana momba ny teny: C1 sy C2

Ny mombamomba azy

Mandritra ny fisoratana anarana, ny mpiadina  dia mila misafidy sehatra iray hiompanan’ny laza adina amin’ny famelabelarana an-tsoratra sy am-bava

 

Raha mila fanazavana fanampiny, tsindrio eto