Delf-CMJN

Ho an’ny rehetra 16 taona no miakatra

Mpiadina

Olon-dehibe sy tanora, manomboka ny 16 taona. Ny DELF ho an’ny rehetra dia diplaoma mirona amin’ny lafiny maro mifanaraka amin’ny hetahetan’ny olon-dehibe.

Toe-pahaizana hanombanana

 

Ireo ambaratonga-pahaizana efatra voalohan’ny refim-pandrefesina eropeanina iombonana momba ny teny : A1, A2, B1, B2. Ny fanadinana dia tsy mifampiankina ary ny mpiadina dia afaka misoratra anarana avy hatrany amin’izay ambaratonga tiany atao

 

Raha mila fanazavana fanampiny, Tsindrio eto

SAMSUNG CAMERA PICTURES