Delf-Prim-CMJN

Ankizy 7 – 12 taona

Ireo mpiadina

Mpianatra ambaratonga voalohany

Toe-pahaizana hanombanana

Ireo ambaratonga voalohan’ny refim-pandrefesina eropeanina iombonana momba ny teny dia: A1.1, A1, A2. Eto Madagasikara , ireo ambaratonga-pahaizana A1 sy A2 no azo atao. Ny fanadinana dia tsy mifampiankina ary ny mpiadina dia afaka misoratra anarana avy hatrany amin’izay ambaratonga tiany atao.

Ny mombamomba azy

Ny laza adina dia novolavolaina mitovy amin’ny DELF ho an’ny olon-dehibe ihany, saingy ny lahatsoratra ao anatiny no natao mifanaraka amin’ny maha-ankizy ny mpiadiana. Ny boky kely ampiasaina amin’izany dia miloko tsara  tarehy sady mahafinaritra.

 

Ny diplaoma DELF Prim dia mitovy amin’ny diplaoma ho an’ny rehetra na zatovo.

Raha mila fanazavana fanampiny, Tsindrio eto

mascottes-diplomes